| Teny iditra | anjaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [1.78] | ||
| Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1] | ||
| A bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [1.2] | ||
| Lahatsoratra | Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|