|
|
|
|

Teny iditra ankadilanana
Sokajin-teny anarana
Singan-teny hadilanana
 A neck of land joining two hills [1.2]
 Défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3]
 Col [1.5]
Voambolana 
Ohatra hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity! [2.270]
Tovy hevitra hadilanana

Teny iditra Ankadilanana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Quartier de la vieille ville haute de Antananarivo [3.1]
Voambolana 
Ohatra Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' Ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io. [2.285]
Fangi-bolantany -19, 47.5
Haianarantany hadilanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11