| Teny iditra |
an-kapobe
|
| Sokajin-teny | anarana na tambinteny
|
| | Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany:
Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy [1.1]
|
| | En bloc, en gros, en somme, en général [1.3]
|
| | Généralité, global [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana
[1.320]
|
| 2 | mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina
[2.114]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
ankapobe,
ankapobeny |
|
|