| Teny iditra | an-kasarotana | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe | |
| Singan-teny | any, hasarotana | |
| Teny iditra | ankasarotana (sarotra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Faritra eo ambanin' ny kibomalemy misy ny fananahana amin' ny tenan' ny olombelona: Anisan' ny maharary raha misy voadona eo amin' ny ankasarotana [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/03/07 |
|