| Teny iditra | ankay (hay) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toerana mangadihady tsy misy voly na hazo, eo amoron' ny ala be [1.1] | ||
| [Bezanozano] Lemaka [1.78] | ||
| Any open space near a forest, or surrounded by forest; an exposed situation. See hay. [1.2] | ||
| Teny iditra | Ankay (hay) | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| The name of a large upland plain to the east of Imerina [1.2] | ||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|