| Teny iditra | an-kery | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | hery | |
| Fanaovana an' aina tsy misy rindrany [1.1] | ||
| Ohatra | Tena ao amin'ilay fomba malagasy indrindra: tsy misy tratreva, tsy misy ankery, fa terem-panahy fotsiny!
[2.298] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|