| Teny iditra | ankoatra | ||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||
| Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1] | |||||
| Beyond; over and above [1.7] | |||||
| Au-delà de [1.3, 1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |
|