| Teny iditra | ankoma | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Anaram-bibilava lehibe. Izy dia biby vandambandana ary lehibe noho ny mandotra [1.78] | ||
| [Betsimisaraka] Karazam-bibilava lehibe [1.1] | ||
| [Provincial] A large snake. See akoma and do. [1.2] | ||
| [Tankarana] Gros serpent. [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Acrantophis madagascariensis | |
| Tovy hevitra | do | |
| Tsipelina hafa | akoma | |
| Nohavaozina tamin' ny 2021/03/22 |
|