|
|
|
|

Teny iditra ankororosy (kororosy)
Sokajin-teny anarana
 Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra
Fionganana. [1.1]
Ohatra Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany. [1.437]
Tovy hevitra kororosy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06