| Teny iditra | anokanana (tokana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Olom-pirenena, sady mianatra no mampianatra ny mpikaroka, ka anokanana fotoana maro ny resaka, ny fifanakalozan-kevitra amin'ny mponina.
[2.606] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|