| Teny iditra | antenaina (antena (any, tena)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga [1.1] | |||||||||
| To be hoped for [1.2, 1.7] | |||||||||
| To be expected [1.2] | |||||||||
| Qu'on espère, qu'on attend [1.3, 1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|