|
|
|
|

Teny iditra antomotra (tomotra)
Sokajin-teny mpamaritra
 Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [1.1]
 Near at hand, as to future time [1.2]
 Close at hand [1.7]
 Imminent [1.3, 1.8, 1.5]
 Qui est proche [1.3, 1.5]
 Proche [1.8]
Voambolana 
Ohatra Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [1.38]
Sampanteny 
Mpanahaka  madiva ~ tamy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11