| Teny iditra | antonery (tonery) | |
| Sokajin-teny | anarana na tambinteny | |
| Filanjana entana ka ny tendron' ny bao ihany no asiana entana dia atao andamosina [1.1] | ||
| Fomba itondrana zavatra amin' ny hazo tahaka ny tonery: Ny filanja an-tonery ihany no atao hoe filanja an-kila bao [1.1] | ||
| Porté sur l’épaule au bout d’un bâton [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |
|