|
|
|
|

Teny iditra antsefa
Sokajin-teny anarana
 Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao [1.1]
 A play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23