| Teny iditra |
antsetra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
Ampemby [1.78]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
antsetra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsimisaraka]
Lefona, firombaka [1.78]
|
| | Vy miendrika lelan' angady kely izay atsatoka eo andohan' ny tehina na amin' ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy Honkon' ny zarandefona na angady [1.1]
|
| | Angady kely fihevoana voly [1.13]
|
| | A piece of iron like a small spade-blade put on the lower part of a spear-handle as a balance or ornament. [1.2]
|
| | [Tankarana]
Pioche. [1.19]
|
| | Binette [1.13]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
antsetra
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Tanosy]
Manga [1.78]
|
|