Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
aova
Sokajin-teny
anarana
[
Sakalava
] Renirano kely mandalo ny tanety ary azo aleha lakana
[
1.1
]
Voambolana
Teny iditra
aova
(
o
va
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asolo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aova
, aovako, aovanao, aovany, aovantsika, aovanay, aovanareo, aovan', aovan-, aovam-
Ny lasa :
naova, naovako, naovanao, naovany, naovantsika, naovanay, naovanareo, naovan', naovan-, naovam-
Ny hoavy :
haova, haovako, haovanao, haovany, haovantsika, haovanay, haovanareo, haovan', haovan-, haovam-
Filaza mandidy :
aovay
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20