Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
aozona
(
ozona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
(teny) Entina manozona:
"Aza mahita variraiventy ialahy "; izany no teny naozon-drainy azy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aozona
, aozoko, aozonao, aozony, aozontsika, aozonay, aozonareo, aozon', aozon-, aozom-, aozo-
Ny lasa :
naozona, naozoko, naozonao, naozony, naozontsika, naozonay, naozonareo, naozon', naozon-, naozom-, naozo-
Ny hoavy :
haozona, haozoko, haozonao, haozony, haozontsika, haozonay, haozonareo, haozon', haozon-, haozom-, haozo-
Filaza mandidy :
aozony
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05