| Teny iditra | arakotra (rakotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mandrakotra: Bodofotsy roa arakotra azy fa manavy mihararetra izy [1.1] | |||||||||
| Used of that employed as a cover. [1.2] | |||||||||
| Avec quoi on couvre [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Ampodiny ny mpisikidy amy ny itoerana ny ozatra, teriterena ampodina, vao izay asiana ny ody tsimpimpína arakotra azy.
[2.48] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|