| Teny iditra | aredona (redona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsara [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Rehefa tapahin-tenda iny ny omby, dia aredona ny hira sy dihy, ka manjary tsy ifandrenesana eo.
[2.245] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|