| Teny iditra | arendrika (rendrika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1] | |||||||||
| Melted, to be sunk or wrecked [1.7] | |||||||||
| Qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|