| Teny iditra | arenina (arina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ajoro:
Areno tsara io andry io fa mitongilana Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo [1.1] | |||||||||
| To be levelled; to be set upright [1.7] | |||||||||
| Qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/02 |
|