| Teny iditra | aretaka (retaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao miretaka, miboretaka, tsy mahajoro: Naretaky ny taona sy ny orana ilay tafo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | aretaka | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau. [1.19] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|