|
|
|
|

Teny iditra arevaka (revaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Entina mandrevaka, mampihaingo: Inona no harevaka ny tranontsika, rankizy? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arevaka, arevako, arevakao, arevany, arevatsika, arevakay, arevakareo, arevak', areva-
Ny lasa : narevaka, narevako, narevakao, narevany, narevatsika, narevakay, narevakareo, narevak', nareva-
Ny hoavy : harevaka, harevako, harevakao, harevany, harevatsika, harevakay, harevakareo, harevak', hareva-
Filaza mandidy : arevaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20