| Teny iditra | arika | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto [1.1] | |||||||||
| Mémoire [1.3] | |||||||||
| Teny iditra | arika (rika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity [1.1] | |||||||||
| Ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | arika | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Tankarana] Rate [1.19] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Tovy hevitra | bakela ~ katry ~ lambiñana | ||||||||
| Tsipelina hafa | ariny | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|