| Teny iditra | arindra (rindra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika vao miroso amin' ny raharaha Atao mifanaraka, avitrana: Arindra ny fihavanana [1.1] | |||||||||
| To be arranged in order [1.7] | |||||||||
| Qu'on met en ordre, qu'on dispose bien, qu'on arrange harmonieusement, qu'on met d'accord [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|