| Teny iditra | arodona (rodona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman' ondry) Aingaina miaraka (hira) [1.1] | |||||||||
| To be driven along violently; to be wasted, as riches [1.2] | |||||||||
| à faire marcher, à faire retentir, à dépenser à la fois [1.3] | |||||||||
| Ohatra | dobohina ny amponga, arodona ny dihy, ary ny fampiarahana ireo no antsoina hoe mamoha saha aminy.
[2.245] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|