| Teny iditra | aronjina (ronjina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady raha tsy nahafikitra tamin' ny ahitra [1.1] | |||||||||
| To be jostled, to be pushed out of the way [1.7] | |||||||||
| Qu'on pousse de côté [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|