| Teny iditra | arotsaka (rotsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Aidina: Arotsahy amin' izay ny vary fa efa mangotraka ny rano Alatsaka amin' ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe [1.1] | |||||||||
| To be poured into something [1.7] | |||||||||
| Qu'on verse [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|