Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
se
ho
(
se
ho
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atranga, aharihary, velarina mba ho hita
Borahina, ambara, mba ho hita:
Nasehony ahy ny tao am-pony
[
1.1
]
Ohatra
1
Samy
aseho
amin' ny teny izy ireo.
[
1.519
]
2
Ny momba Razana ihany no
aseho
eto.
[
2.245
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aseho
, asehoko, asehonao, asehony, asehontsika, asehonay, asehonareo, asehon', asehon-, asehom-
Ny lasa :
naseho, nasehoko, nasehonao, nasehony, nasehontsika, nasehonay, nasehonareo, nasehon', nasehon-, nasehom-
Ny hoavy :
haseho, hasehoko, hasehonao, hasehony, hasehontsika, hasehonay, hasehonareo, hasehon', hasehon-, hasehom-
Filaza mandidy :
asehoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06