| Teny iditra | asesy (sesy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| [Betsimisaraka] Atao eo aloha [1.78] | |||||||||
| Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin' izay ny hira, rankizy Amidy tsirairay: Nasesiny dimampolo mihodidinany akohony rehetra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|