|
|
|
|

Teny iditra asio (isy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asiana [Fitanisana]
Ohatra 
1Asio sira ny laoka [1.1]
2Asio vomanga itý sombin-tany itý [1.8]
3Asio bokotra kely itý akanjoko [1.8]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17