|
|
|
|

Teny iditra asokatra (sokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
  [1.1]
 Entina manokatra [1.1]
 Ce avec quoi on ouvre, on découvre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asokatra, asokatro, asokatrao, asokany, asokatsika, asokatray, asokatrareo, asokatr', asoka-, asokatry
Ny lasa : nasokatra, nasokatro, nasokatrao, nasokany, nasokatsika, nasokatray, nasokatrareo, nasokatr', nasoka-, nasokatry
Ny hoavy : hasokatra, hasokatro, hasokatrao, hasokany, hasokatsika, hasokatray, hasokatrareo, hasokatr', hasoka-, hasokatry
Filaza mandidy : asokafy, asokafo

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/02