|
|
|
|

Teny iditra asondroty (sondrotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asondrotra [Fitanisana]
Ohatra 
1Asondroty io sary io fa iva loatra [1.1]
2Asondroty ny feo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17