|
|
|
|

Teny iditra asongadina (songadina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Avahana tsara; avongady, aboridana [1.1]
 To be uncovered [1.2]
 à séparer, à écarter, à isoler ; à dépouiller de ses vêtements [1.3]
Ohatra Azo asongadina fa lanin' ny sakafo ny antsasaky ny vola miditra, taratry ny fahantrana izany. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asongadina, asongadiko, asongadinao, asongadiny, asongadintsika, asongadinay, asongadinareo, asongadin', asongadin-, asongadim-, asongadi-
Ny lasa : nasongadina, nasongadiko, nasongadinao, nasongadiny, nasongadintsika, nasongadinay, nasongadinareo, nasongadin', nasongadin-, nasongadim-, nasongadi-
Ny hoavy : hasongadina, hasongadiko, hasongadinao, hasongadiny, hasongadintsika, hasongadinay, hasongadinareo, hasongadin', hasongadin-, hasongadim-, hasongadi-
Filaza mandidy : asongadino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06