Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
so
ritra
(
so
ritra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manoritra, manamarika amin' ny soritra na tsipika
[
1.1
]
Ce avec quoi on marque, on sépare
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
asoritra
, asoritro, asoritrao, asoriny, asoritsika, asoritray, asoritrareo, asoritr', asori-, asoritry
Ny lasa :
nasoritra, nasoritro, nasoritrao, nasoriny, nasoritsika, nasoritray, nasoritrareo, nasoritr', nasori-, nasoritry
Ny hoavy :
hasoritra, hasoritro, hasoritrao, hasoriny, hasoritsika, hasoritray, hasoritrareo, hasoritr', hasori-, hasoritry
Filaza mandidy :
asorito
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20