Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
asovoka
(
so
voka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Alefa mba hamely tampoka:
Miaramila roapolo no nasovoka hamely ny tobin' ny fahavalo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
asovoka
, asovoko, asovokao, asovony, asovotsika, asovokay, asovokareo, asovok', asovo-
Ny lasa :
nasovoka, nasovoko, nasovokao, nasovony, nasovotsika, nasovokay, nasovokareo, nasovok', nasovo-
Ny hoavy :
hasovoka, hasovoko, hasovokao, hasovony, hasovotsika, hasovokay, hasovokareo, hasovok', hasovo-
Filaza mandidy :
asovohy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20