|
|
|
|

Teny iditra ataitra (taitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Entina manaitra, mampitahotra [1.1]
 Avec quoi on épouvante, on surprend [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ataitra, ataitrako, ataitranao, ataitrany, ataitrantsika, ataitranay, ataitranareo, ataitran'
Ny lasa : nataitra, nataitrako, nataitranao, nataitrany, nataitrantsika, nataitranay, nataitranareo, nataitran'
Ny hoavy : hataitra, hataitrako, hataitranao, hataitrany, hataitrantsika, hataitranay, hataitranareo, hataitran'
Filaza mandidy : atairo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20