Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
ta
katra
(
ta
katra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manakatra:
Itỳ hazo itỳ atakatra an' io boky io
[
1.1
]
Ce avec quoi on atteint, on touche, on parvient à
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atakatra
, atakatro, atakatrao, atakany, atakatsika, atakatray, atakatrareo, atakatr', ataka-, atakatry
Ny lasa :
natakatra, natakatro, natakatrao, natakany, natakatsika, natakatray, natakatrareo, natakatr', nataka-, natakatry
Ny hoavy :
hatakatra, hatakatro, hatakatrao, hatakany, hatakatsika, hatakatray, hatakatrareo, hatakatr', hataka-, hatakatry
Filaza mandidy :
ata
ka
ro
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20