| Teny iditra | atampify (tampify) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao mitampify, atao miankina na atao mipetraka mifanoroka amin' ny hafa: Aza atampify amin' ny rindrina io vilany io sao mandoto ny rindrina [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|