|
|
|
|

Teny iditra atanina (tanina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso [1.1]
 To be heated in the sun or by the fire [1.7]
 Qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atanina, ataniko, ataninao, ataniny, atanintsika, ataninay, ataninareo, atanin', atanin-, atanim-, atani-
Ny lasa : natanina, nataniko, nataninao, nataniny, natanintsika, nataninay, nataninareo, natanin', natanin-, natanim-, natani-
Ny hoavy : hatanina, hataniko, hataninao, hataniny, hatanintsika, hataninay, hataninareo, hatanin', hatanin-, hatanim-, hatani-
Filaza mandidy : atanino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20