|
|
|
|

Teny iditra atarika (tarika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Entina mitarika: Omby firy no atarikao itỳ sarety irỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atarika, atariko, atarikao, atariny, ataritsika, atarikay, atarikareo, atarik', atari-
Ny lasa : natarika, natariko, natarikao, natariny, nataritsika, natarikay, natarikareo, natarik', natari-
Ny hoavy : hatarika, hatariko, hatarikao, hatariny, hataritsika, hatarikay, hatarikareo, hatarik', hatari-
Filaza mandidy : atariho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20