| Teny iditra | atondraka (tondraka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vilia jobo? (biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Aza atondrak' ialahy etỳ ny ombin' ialahy, ry Lita [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|