| Teny iditra | atondritra (tondritra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atodika Atolaka (hadisoana) Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [1.1] | |||||||||
| à courber, à diriger vers; à rejeter sur [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | atondrotra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|