Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
to
no
(
to
no
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao ao anaty lelafo na ao anaty lavenona ho masaka:
Atonoy ireto ovy ireto fa aza andrahoina
[
1.1
]
To be broiled
[
1.7
]
Qu'on grille
[
1.8
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atono
, atonoko, atononao, atonony, atonontsika, atononay, atononareo, atonon', atonon-, atonom-
Ny lasa :
natono, natonoko, natononao, natonony, natonontsika, natononay, natononareo, natonon', natonon-, natonom-
Ny hoavy :
hatono, hatonoko, hatononao, hatonony, hatonontsika, hatononay, hatononareo, hatonon', hatonon-, hatonom-
Filaza mandidy :
atonoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20