| Teny iditra | atontona (tontona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky ao anatiny Adona amin-javatra: Atontona amin' ny voto ny lamba sasana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|