| Teny iditra | atovo (tovo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina manovo, na maka rano hatao ao' anaty siny na zavatra hala: Kely loatra ny zinga atovonao rano ao am-pantsakana ka ela vao mahafeno siny ianao [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|