Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
atrabaka
(
trabaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manatrabaka, manatrobaka, mandentika zava-maranitra ao amin' ny...:
Lefona maranitra no natrabany ny kibony
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atrabaka
, atrabako, atrabakao, atrabany, atrabatsika, atrabakay, atrabakareo, atrabak', atraba-
Ny lasa :
natrabaka, natrabako, natrabakao, natrabany, natrabatsika, natrabakay, natrabakareo, natrabak', natraba-
Ny hoavy :
hatrabaka, hatrabako, hatrabakao, hatrabany, hatrabatsika, hatrabakay, hatrabakareo, hatrabak', hatraba-
Filaza mandidy :
atrabàho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05