|
|
|
|

Teny iditra atraka (traka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Arenina hiatrana tsara: Atrakao ny loha [1.1]
 To be lifted up, to be set up [1.7]
 Qu'on relève, qu'on redresse; qu'on soulève, qu'on érige [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atraka, atrako, atrakao, atrany, atratsika, atrakay, atrakareo, atrak', atra-
Ny lasa : natraka, natrako, natrakao, natrany, natratsika, natrakay, natrakareo, natrak', natra-
Ny hoavy : hatraka, hatrako, hatrakao, hatrany, hatratsika, hatrakay, hatrakareo, hatrak', hatra-
Filaza mandidy : atrakao

Teny iditra atraka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bara] Faly [1.78]
Tovy hevitra atrakatraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20