| Teny iditra | atsilany (tsilany) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|