|
|
|
|

Teny iditra atsimo
Sokajin-teny anarana
 Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1]
 The south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2]
 The south [1.7]
 Sud [1.3, 1.8]
Voambolana 
Ohatra Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : atsimo, atsimony, atsimon', atsimon-, atsimom-
Sampanteny 
Tovy hevitra ambalaka
Tohi-kevitra 
Tsipelina hafa 

Teny iditra atsimo
Sokajin-teny anarana
 Kely haja, mahantra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28